MIDI MADAGASIKARA

11 avril 2020 à 00h43

Corée du Nord : plus d’un million de contaminés et au moins 50 morts de la COVID-19, Kim Jong-Un mobilise l’armée

L’article Corée du Nord : plus d’un million de contaminés et au moins 50 morts de la COVID-19, Kim Jong-Un mobilise l’armée est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Le prix du blé atteint un record absolu de 438,25 euros la tonne après l’annonce de l’embargo indien sur ses exportations

L’article Le prix du blé atteint un record absolu de 438,25 euros la tonne après l’annonce de l’embargo indien sur ses exportations est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Colloque « face à la désinformation » organisé par le GEPIMM et Médias Francophones pour le MCC les 19 et 20 mai 2022

L’article Colloque « face à la désinformation » organisé par le GEPIMM et Médias Francophones pour le MCC les 19 et 20 mai 2022 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

France : Elisabeth Borne a été nommée Première ministre par Emmanuel Macron

L’article France : Elisabeth Borne a été nommée Première ministre par Emmanuel Macron est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Nécrologie du 17 mai 2022

Nécrologie du 17 mai 2022

Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 17 mai 2022 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.

Basket – N1A : TAMIFA et MB2ALL invincibles

Basket – N1A : TAMIFA et MB2ALL invincibles

Les journées se suivent et se ressemblent pour les joueuses de TAMIFA à la première phase des Championnats de Madagascar N1A disputée à Toamasina. L’équipe d’Amoron’i Mania réalise le carton plein au Gymnase de Soavita. Hier, TAMIFA s’est imposé devant la formation d’Ankaratra par 77 à 74 au...

ANTSIRABE : Mpitsabo mpanampy 25, nahazo fiofanana tamin’ny SmileTrain

Naharitra tapa bolana teo ho eo ny fanofanana tanora mpitsabo mpanampy izay nokarakarakin’ny fikambanana SmileTrain eto Madagasikara. Ny faran’ny herinandro teo no nifarana ny fampiofanana ka mpitsabo mpanampy manodidina ny 25 no nisitraka izany. Teratany vahiny , nahitana Amerikana, Afrikana sy...

« Certificat phytosanitaire » : Tokony aloha eny amin’ny tahirim-bolam-panjakana ny sarany

Nampihofana teto Toamasina mikasika ilay « certificat phytosanitaire » angatahana sy omena amin’ny alalan’ny solosaina, ny talen’ny fiarovana ny zava-maniry eto amintsika. Ireo mpiasa na orinasa sy ireo mpikirakira entana eny amin’ny seranan-tsambo no nampihofanina tamin’izany. Araka ny voalaza...

ANTSIRABE : Zaza manodidina ny 70 isa hisitraka fandidiana taolana maimaim-poana

Taoarian’ny fandidiana maimaim-poana ireo zaza misy olana eo amin’ny faritry ny tarehy toy ny sima, ny vaky lanilany na nisy faritra may ka niteraka fahasamponana amin’ny faritry ny loha, dia niroso amin’ny fandidiana ny taolana indray ny fikambanana “Enfant du noma” . Teratany vahiny 7 mianadahy...

Fahatsiarovana an’i Jean Freddy : Nitsingerina omaly 16 mai ny nahafatesany…

Tsy navela andalo fotsiny ny andron’ny 16 mai ho an’ireo mpankafy an’i Jean Freddy, izay andro nahafatesany teto Toamasina renivohitra. Isan’ny nanamarika ny mozika Malagasy i Jean Freddy tamin’ny famokarana kapila teo anivon’ny Discomad, ary izay hira noforoniny dia nalaza avokoa ary tsy mety lefy...